Popup

Bouli
Kilalao

Track number Title Rank Plays Download Add to my blog Actions
1 Kilalao
546 plays
2 Revy moziky aly
300 plays

You do not have the correct Flash version to use the Skyrock Music player.
Click here to install Flash.

KILALAO

KILALAO
1er couplet : Manasa(inviter)

Misy kilalao,
Ho lalaovina ao am-poko ao.
Manasa anao zazavavy,
Midira raha sitrakao.

Ny mpilalao roa ihany,
Ny manondidina hanadala eny ihany;
Izaho koa mpankafy,
Ianao koa angamba tohy izany;
Tsy mankahala,
Ilay kilalao "sentimental."

Misy kilalao,
Ho lalaovina ao am-poko ao.
Manasa anao zazavavy,
Midira raha sitrakao.


2ème couplet : Manazava(expliquer)

Fa ilay kkilalao,
Izay ho lalaovinao am-poko ao,
Ka nanasako anao,
Tsy sarotra fa tohy izao:

Nantsohina hoe Fitia,
Mety hanmpijaly ka mety hankahy;
Fa kilalao ihany koa:
Mety ahafaly ka mety ahasoa.
Izay efa teo angamba
Afaka hiteny sy hanazava;
Fa iero efa nangina
Mety efa voa tsy fanahinihina.

Ka raha mety ianao
Ny handrana ilay kilalao;
vonòna ka andao,
Fa za tsy handratra anao.

# Posted on Monday, 03 December 2007 at 3:32 AM

Edited on Tuesday, 08 January 2008 at 6:16 AM

MP3 : Revy moziky aly / Kilalao (2007)

[ Listen to this track ]

  • Title: Kilalao
  • Album: Revy moziky aly
  • Year: 2007

Lyrics:

FO

# Posted on Monday, 03 December 2007 at 3:59 AM

Edited on Tuesday, 08 January 2008 at 6:44 AM

Revy moziky aly

Revy moziky aly
La musique peut combler tous nos manques.

Revirevy moziky aly
No tontolo hitondrako anao androany;
Revirevy moziky aly
Feno tsiky, hirahira sy hanihany.

Ho anao izay nilaozan'ny andro
Nef mila hazavana;
Ho anao izay nilaozan'ny masoandro
Nefa mila hafanana,
Manasa anao hiaraka aminay
Hilalao mandra maraina.

Revirevy moziky aly
No tontolo hitondrako anao androany;
Revirevy moziky aly
No atao jiro mandritry ny aly.

Ho anao izay tia alina
Nefa matahotra hatsiaka;
Ho anao Trimofoloalina
Tsy mibolidy feo ajininika.
Manasa anao hiraka aminay
Tsy hifanao veloma laha tsy maray.

# Posted on Monday, 03 December 2007 at 4:23 AM

Edited on Tuesday, 08 January 2008 at 6:42 AM

MP3 : Revy moziky aly / Revy moziky aly (2007)

Revy moziky aly / Revy moziky aly (2007)

[ Listen to this track ]

  • Title: Revy moziky aly
  • Album: Revy moziky aly
  • Year: 2007

Lyrics:

FO

# Posted on Monday, 03 December 2007 at 4:36 AM

Jery

Manamboatra jery(eritreritra)!
"Le silence est endroit hors de l'espace temps où l'on peut entendre les paroles de notre âme et les cris de désir de la vie émanant de notre coeur.Etre capable de s'écouter, mieux se connaître font partis des avantages de la solitude; la stimulation de certaines informations sur soi est nécessaire.Alors, prenons le temps de réflechir car le regret ne peut être réparé que par l'oubli ou l'unification."
Bouli.
PEACE!
Jery

# Posted on Wednesday, 05 December 2007 at 2:22 AM

Edited on Tuesday, 08 January 2008 at 4:21 AM